|
|
|
|

Entry1  lavabato
Elementary words  2  lavaka, vato
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  (lava-bato) a cave in a rock or in rocky ground [1.2]
5  a cave in the rock [1.7]
Explanations in French  6  caverne dans la roche [1.8]
Examples  7  Nidina tany anaty lavabato izy ary nihazona hatrany ilay vahitady. [1.508#]
8  Dia tao Anosin-dRadama, izay nisy lavabato lehibe nieren' ny fahavalo. [1.437#]
Article  9  Randzavola: lavabato ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/08/13