| Entry | 1 laoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
12 Ilazana izay rehetra hanina miaraka amin' ny vary, na hena na anana na hazandrano: Be sira loatra ny laoka
[1.1] 13 [Bezanozano+Sihanaka] hazandrano [1.78] |
| Explanations in English |
14 any relish, or meat eaten with rice. On the coast it almost always means fish or vegetables. [Mal. ikan, fish; Borneo lank]
[1.2] 15 meat, fish, vegetables, etc eaten with rice [1.7] |
| Explanations in French |
16 qu'on mange avec le riz
[1.8] |
| Examples |
17 Inona izao no laoka hatao eo!
[2.4#9]
18 Tsy ampy ny sakafo, kely ny laoka. [2.356#21] 19 laoka sy loaka no ireo tenenina ireo. [2.245#166] 20 Tsy misy na inona na inona toy ny laoka sirahazo. [2.69#249] |
| Combinations | 21 4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word laoka |
| Proverbs | 22 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 23 akalo, 24 aloka, alòka, 25 lakao, laoka, 26 loaka, 27 olaka |
| Updated on 2026/08/14 |
|