| Entry | 1 lalotra |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
19 Feta na sokay atao amin' ny rindrina ka lamaina tsara
20 Efa milalotra erỳ ianao izany: ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana [1.1] |
| Explanations in English |
21 plaster, polish
[1.2] 22 plaster, a coating [1.7] |
| Explanations in French |
23 crépi; enduit
[1.8] |
| Examples |
24 ary ny lalotra farany amin'izay maha tsara azy, (ny ivelany.
[2.59#]
25 Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; [2.470#] |
| Combinations | 26 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lalotra |
| Updated on 2026/04/19 |
|