Entry fandalorana (lalotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanosorana feta amin' ny rindrina mba halama tsara tsy hisy marokoroko: Tsy izay rehetra ta handalotra akory dia mahay, fa mita fahaizana manokana ny fandalorana
Fiasana entina mandalotra: Andeha mividy fandalorana, rankizy, fa handalotra isika rahampitso [1.1]
Explanations in English A smooth pebble used in polishing pottery; a plastering trowel. [1.2]
Explanations in French L’action de polir, de crépir, les instruments, la manière du crépissage [1.3]
 Truelle, polissoir [1.3]
Examples Nofongarina ireo hazo boribory fandrariana sy vazan' omby fandalorana nimpirina ela tery an-joron-trano. [2.470]

Updated on 2023/01/07