Entry lalimanga (lalitra, manga)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-dalitra mangamanga, lehibe noho ny lalitra tsotra, fia mipetapeta ka amin' ny maloto ary matetika manatody eny amin' ny hena ka mahatonga azy ho maimbo haingana. [1.1]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/08/11