Entry lalitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin' ny tongony na ny faraingom-bava fitsentsefany, ary izany no mahatonga azy ho mpamindra aretina tsy anerany [1.1]
Explanations in English A fly [Mal. lalat; amboyna lali] [1.2]
 A housefly [1.7]
Explanations in French Mouche [1.8]
 Mouche, drosophile [1.13]
Examples 
1Inona no fanaon' ny olona raha misy lalitra? [2.270]
2Nifanehatra tamin' ireo vitsika izy, sendra moka sy lalitra koa. [2.445]
3Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy. [2.285]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs 
Articles 

Entry lalitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona [1.1]
Explanations in English Clubs at cards [1.7]
Explanations in French Trèfle au jeu de cartes [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Synonyms elatra
Analogs  joro ~ samamena ~ tangontsotrobe
  karatra
Illustrations 

Anagrams 

Updated on 2022/07/30