|
|
|
|

Entry 1  Lalam-panorenana ho an' ny Repoblika fahefatra
Subtitle  2  Constitution de la quatrième République
Elementary words  3 lalana, 4 fanorenana, 5 repoblika, 6 fahefatra
Part of speech  7  name (book title) [Full list]
Author  8 Fanjakana Malagasy
Publishings  9 Pages: 43.
Explanations in Malagasy  10 Savaranando
11 Lohateny I / Andaniny 1-6 : Feni-kevitra fototra
12 Lohateny II : Fahalalahana sy ny amin' ny zo aman' andraikitry ny olom-pirenena
13 Zana-dohateny I / Andaniny 7-16 : Zo aman' andraikitry ny isam-batan' olona sy ny zo politika
14 Zana-dohateny II / Andaniny 17-39 : Zo sy adidy momba ny toekarena sy sosialy ary koltoraly
15 Lohateny III / Andaniny 40-43 : Fandaminana ny fanjakana
16 Zana-dohateny I / Andaniny 44 : Mpanatanteraka
17 Toko 1 / Andaniny 45-62 : Filohan’ny Repoblika
18 Toko 2 / Andaniny 63-67 : Governemanta
19 Zana-dohateny II / Andaniny 68 : Mpanao lalana
20 Toko 1 / Andaniny 69-79 : Antenimierampirenena
21 Toko 1 / Andaniny 80-85 : Antenimierandoholona
22 Toko 1 / Andaniny 86-104 : fifandraisan' ny governemanta sy ny antenimiera
23 Zana-dohateny III / Andaniny 105 : Filankevitra ara-toekarena, ara-tsosialy ary ara-kolontsaina
24 Zana-dohateny IV : Fitsarana
25 Toko 1 / Andaniny 106-113 : fe-kevitra fototra
26 Toko 2 / Andaniny 114-120 : fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana
27 Toko 3 / Andaniny 121-130 : fitsarana tampony
28 Toko 4 / Andaniny 131-136 : fitsarana avo
29 Lohateny IV / Andaniny 137-138 : Fifanekena sy fifanarahana iraisam-pirenena
30 Lohateny V : Fandaminana ny fiadidiana ny lafin-tany
31 Zana-dohateny I / Andaniny 139-147 : Fepetra ankapobe
32 Zana-dohateny II : Rafitra
33 Toko 1 / Andaniny 148-152 : kaominina
34 Toko 2 / Andaniny 153-156 : faritra
35 Toko 2 / Andaniny 157-160 : faritany
36 Lohateny VI / Andaniny 161-163 : Fanitsiana ny lalàmpanorenana
37 Lohateny VII / Andaniny 164-168 : Fepetra tetezamita sy samihafa [1.320]


Updated on 2026/10/20