Entry laitra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra
Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela
Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy
Mitovy hevitra: aritra ~ lefitra ~ tanty ~ toha ~ zaka
Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra [1.1]
Explanations in English Can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc. [1.2]
 Can be done; penetrated [1.7]
Explanations in French Qui peut se faire; pénétré [1.8]
Morphology 
Simple : laitra, laitry, laitran'
Derivatives 
 
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 

Updated on 2023/06/14