Entry | 1 kotsovato |
Elementary words | 2 kotso, vato |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Zoology: fishes |
Explanations in Malagasy |
5 Karazana kotso saingy matromatroka manopy manja ny volony ary kelikely ny lavany: izany no nanaovana azy hoe "vato" (tsy mitombo); halavany 22 sm (Paretroplus kieneri) [Sakalava]
[1.1] |
Anagrams | 6 kotsovato, tovotsako |
Updated on 2023/02/21 |