| Entry | 1 kotrehina |
| Root | 2 kotrika |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 (atody) Ambombana mba hafana ka ho foy: Atody folo no nokotrehin' Ikalamavo ka telo monja no foy
9 Tazonina, giazana ao an-trano: Kotrehinao ao antrano ny zanakao ka tsy mba mahalala ny fanaon' ny olona [1.1] |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|