Entry | 1 korisa (risa) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Hasasarana, fitambotsorana tsikelikely avy eo amin' ny toerana kisolosolo sy malama, fisosana eo ambonin' ny ... [1.10#K.349] 4 Fisosana, fikisahana midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika; fandeha misosa fotsiny nefa tsy mamindra fa misononoka; fibolisarana. [1.1] |
Explanations in English |
5 A sliding, a rolling [1.7] |
Explanations in French |
6 Action de glisser sur, d’avancer en glissant, ou en roulant doucement, de frotter comme en polissant, de traîner à terre [1.3#356] 7 Action d'avancer en glissant [1.8] |
Derivatives |
|
Synonyms | 13 korisarisa, kororisa |
Compound words |
|
Anagrams | 15 korisa, sariko |
Updated on 2023/02/28 |