|
|
|
|

Entry1  kobanina
Root  2  kobana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atsikebona ka miloatra daholo ny loto ao aminy: Nokobanin' ny ankizy ny rano tao am-pantsakana ka naloto
5  Hetsiketsehina: Kobany ao anaty barika ny rano hanasana azy
6  Ahontsankontsana: Kobano ny fanafody alohan' ny hisotroana azy
7  (lamba sasana) Atsoboka ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony: Kobanina ny lamba rehefa vita ny fikosehana azy [1.1]
Explanations in French  8  Qu'on agite, qu’on trouble, qu’on remue dans un récipient. Nokooanin’ ny mpandeha ny rano ka tsy azo sotroina. Les passants ont troublé l’eau, et elle n’est pas potable [1.3#344]
Examples  9  Amin'ny farany, kobanina ny lamba mba ho lasa ny ranon-davenona. [2.117#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  ankabony, an-kobany, bankonay, ikobanan, kinobana, kobanina, nabaikon, nakobany, nanakibo, naniboka, nibonaka, nikobana, nobakain, nobinaka

Updated on 2023/02/28