|
|
|
|

Entry (1/3)1  kirihitra
Part of speech  2  adjective
Explanations in French  3  très petit, menu [1.3#335]
4  désignant tout ce qui est petit, menu [1.196]

Entry (2/3)5  kirihitra
Part of speech  6  noun
Vocabulary  7  Botany: (in general)
Explanations in Malagasy  8  Hazo madinidinika miara-maniry, mitsitokotoko eny an-dohasaha na an-kavoana. [1.1]
9  hazo madinika sy akata mifandringitra [1.13]
Explanations in English  10  shrubs, brush, bushes [1.7]
Explanations in French  11  broussailles
12  marmaille [1.3]
13  arbrisseaux, broussailles [1.8]
14  fourré, taillis [1.13]
Examples  15  Tendrombohitra havoana Andringitra, be ala kirihitra, sy hazo majinika, sy vato, sy ampanga; [2.48]
16  Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [2.499]
Synonyms  17  kirihitr' ala
Compound words 
Titles 

Entry (3/3)20  Kirihitra
Elementary words  21  kirihitra
Part of speech  22  name (book title)
Vocabulary  23  Literature: books
Author  24  Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa

Anagrams  25  Kirihitra, kirihitra, Kirihitra, kirihitra

Updated on 2023/06/17