|
|
|
|

Entry (1/2) 1  kiany
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  11 tsiny, kilema, fahadisoana [1.10]
Explanations in French  12 Un petit défaut déparant ce qui est bien, un peu de bien mêlé à ce qui est mal ou à ce qui est laid [1.3#326]
Examples  13  Asa tsy misy kiany mihitsy no ilaina halefa any amin' ny Fampisehoana [1.10]
14  Tsy misy kiany io laha-teny io na dia kely aza (Il n’y a pas le moindre défaut dans ce discours) [1.3]
15  Tsara tarehy ihany izy, saingy ny kiany petak’ orona (Il est joli, sauf qu’il a le défaut d’être camus [1.3]

Entry (2/2) 16  kiany
Part of speech  17  noun kiana and pronoun

Anagrams  18 inaky, kiany, 19 kinia, 20 naiky

Updated on 2026/04/19