Entry | 1 kendaina |
Root | 2 kenda |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Terena amin' ny vozony [1.1] |
Explanations in French |
5 qu’on étrangle, qu’on serre au cou, qu’on obstrue, qu’on bouche: Nokendain’ ny jiolahy izy (Il a été étranglé par des brigands) ~ Aza kendainao toy izany ny namanao (Ne serrez pas ainsi le cou de votre camarade) [1.3#322] |
Examples |
6 Maty nisy namono tao an-tranony, nokendaina sy notondrahana asidra, ny mpanao gazety taloha iray niasa tao Mahajanga [4.26] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word kendaina |
Updated on 2023/01/20 |