|
|
|
|

Entry1  kekerina (kekitra)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako
4  Tsindronina: Nokekerin' ny moka ny handriko
5  Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany
6  Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io lady io [1.1]
Explanations in English  7  to be bitten, to be stung [1.7]
Explanations in French  8  qui est piqué, qui est mordu [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Other spellings  13  kaikerina
Proverbs  14  Proverbs containing the word kekerina

Anagrams  15  kekerina, kinerake

Updated on 2023/02/03