| Entry | 1 kaikerina |
| Root | 2 kaikitra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako
9 Tsindronina: Nokaikerin' ny moka ny handriko 10 Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany 11 Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io tady io [1.1] |
| Synonyms | 12 kekerina |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/07/17 |
|