Entry | karato > harato | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tady na tariby voatenona makarakarasy misy masomasony atao fakana hazandrano na fefy [1.1] | ||||||||||||
Explanations in English | A net, net-work, a fishing net. [1.2] | ||||||||||||
A fishnet [1.7] | |||||||||||||
Explanations in French | Filet à mailles, réseau, treillis, grille, grillage, tout ce qui est tissé ou tressé en forme de grille Appareil, bandage pour les membres fracturés [1.3] | ||||||||||||
Filet de pêche [1.8] | |||||||||||||
Examples | Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny.
[2.471] | ||||||||||||
Vocabulary | Tools | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Other spellings | arato | ||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word harato | ||||||||||||
Article | Randzavola: harato ao amin' ny Baiboly | ||||||||||||
Entry | karato > harato (haratra) | ||||||||||||
Part of speech | imperative of passive verb harasana | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||||||
Other spellings | haraso | ||||||||||||
Anagrams | ahotra, haotra, harato, hoatra, ohatra, taharo |
Entry | karato > karatoka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Bara hazo mifantsika amin' ny kopa-baravarana iray ka mahazo mihetsika sy mihodina, ka rehefa alatsaka na akaratoka ary miditra amin' ny vy mihonkona amin' ilay kopa-baravarana iray hafa, dia mahatonga ny varavarana hihidy mafy [1.1] | |
Explanations in French | Loquet [1.3] | |
Anagrams | akatroka, akotràka, karatoka, katraoka, korataka, takaroka |
Entry | karato > karatona | |||
Part of speech | noun | |||
Derivatives |
| |||
Anagrams | akotrana, ankoatra, antoraka, karatona, karotana |
Entry | karato > karatoa | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Faikan-tavin-kena avy nakana menaka [1.1] | |
Explanations in French | [ karatò ] Gratton, lard grillé; résidu du lard fondu [1.3] | |
Explanations in English | [ karatò ] Cracklings left after rendering lard [1.7] | |
Explanations in French | [ karatò ] Grattons [1.8] | |
Vocabulary | Economy: food | |
Origin | French: gratton. | |
Anagrams | akoatra, atakaro, atoraka, atrakao, atraoka, karatoa |