Entry (1/5) | 1 kaoka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy | 3 Lempona aty, lesoka aty 4 Keoka [1.1]5 miendrika lovia [1.13] |
Explanations in English | 6 hollow, concave [1.7] |
Explanations in French | 7 creux, concave [1.8]8 concave [1.13] |
Derivatives |
|
Entry (2/5) | 14 kaoka |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy | 16 Sombin-kanina miraikitra amin' ny vody vilany 17 Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra: Kaokam-paosy iny ariary folo iny [1.1] |
Entry (3/5) | 18 kaoka |
Part of speech | 19 noun |
Vocabulary |
20 Botany |
Explanations in Malagasy | 21 Hazo madinidinika izay azo tenomina ho lamba ny kirany [Tanala] [1.1] |
Explanations in French | 22 (au sens général kaoka : action de râcler ; allusion au mode de préparation des fibres qui doivent être teillées). Hibiscus surattensis L. (Malvaceae) (réf. Cours 1565). Arbuste dont l'écorce fournit de bonnes fibres, employées en corderie et pour faire des sacs. [Tanala] [1.196] |
Scientific name |
|
Entry (4/5) | 24 kaoka |
Part of speech | 25 noun |
Vocabulary |
26 Health |
Explanations in Malagasy | 27 Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika zavatra boribory kely amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny amonia na pnemonia [1.1] |
Anagrams | 28 akoka, kakao, kaoka, koaka |
Updated on 2020/07/31 |