Entry kinaoka (kaoka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Kaohina, alana, kikisana: Nokinaokan' ny riaka ny lalana [1.1]
Explanations in French RaclĂ© [1.3]
Morphology 
Present : kinaoka, kinaoko, kinaokao, kinaony, kinaotsika, kinaokay, kinaokareo, kinaok', kinao-
Past : nokinaoka, nokinaoko, nokinaokao, nokinaony, nokinaotsika, nokinaokay, nokinaokareo, nokinaok', nokinao-
Future : hokinaoka, hokinaoko, hokinaokao, hokinaony, hokinaotsika, hokinaokay, hokinaokareo, hokinaok', hokinao-
Synonyms voakaoka

Anagrams 

Updated on 2023/01/20