Entry jorovelondranahary
Elementary words joro ; velona ; Nanahary
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Omby mainty fa fotsy ny lohany ary tsy mididy ny sofiny. Izany no fitondra manonga doany toy ny ondrilahy mena, mainty-hariva fanao sorona amin' ny vava-Alakaosy aty Imerina [1.10]
Analogs  Cattle Coat Colors

Updated on 2023/12/17