Entry | 1 izahay |
Part of speech | 2 pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: [1.1] 4 Malagasy izahay fa ianareo vazaha. [1.1] 5 Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny: [1.1] 6 Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. [1.1] |
Explanations in English |
7 We (excluding the person addressed). Compare isika. [1.2] 8 We (excluding those addressed) [1.7] |
Explanations in French |
9 Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). [1.3] 10 Nous (exclusif) [1.5, 1.8] |
Titles |
|
Tables and plates |
12 All the pronouns 13 All the pronouns |
Updated on 2020/07/31 |