Entry nay
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Tapaka farany amin' ny teny hoe "Inay", enti-milaza nenina amin' ny nanaovana na tsy nanaovana zavatra iray efa lasa, na faniriana manao dia mianotra momba ny toe-javatra efa raikitra: Nay aho tsy nahalala iny olona iny na oviana na oviana!
Mitovy hevitra: tahaka izay ~ toy izay [1.1]
Explanations in English An expression of like or dislike, gladness, or astonishment. [1.2]

Entry nay
Part of speech adverb [full list]
Explanations in English  [Provincial] Not [1.2]

Entry -nay
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entin'ny olona maro milaza izay azy na izay ataony, tsy iombonany amin'ny olona iresahany: Tranonay, vohitray. / Aza matahotra ianao fa vitanay telo lahy io. [1.1]
Explanations in English Our, ours; by us. Not including the person addressed. Compare -ntsika. Rainay [ray]. Our father. Alefanay [lefa]. Set free by us.
When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra, the n is rejected. Satrokay [satroka]. Our hat. Fantratray [fantratra]. Known by us.
-ay: contraction of -nay after words ending in -ka or -tra, as satrokay, our hat; fantatray, known by us. [1.2]
 Our; done by us (exclusive) [1.7]
Explanations in French Suffixe, excluant les personnes à qui l'on parle. Notre, nos, de nous, par nous. Ny tranonay: notre maison. Hiatnay: vu par nous. Amboninay: au-dessus de nous. [1.3]
 Nos, de nous, par nous (exclusif). [1.5]
 à nous, notre; fait par nous (exclusif). [1.8]
Morphology 
Simple : -nay, -ay
Analogs  -ay
  izahay ~ anay
Tables and plates all the pronouns

Anagrams 

Updated on 2020/07/31