|
|
|
|

Entry (1/3) 1  ira
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  11 Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka. [1.1]
12 landy, voafoly, voatsody [1.13]
Explanations in French  13 écheveau [1.13]

Entry (2/3) 14  irà
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16 Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny [1.1]
17 toerana avo iavian'ny rano [1.13]
Explanations in French  18 amont [1.13]
Vocabulary  19  Geography: (in general)
Synonyms  20 era
Antonyms  21 anava, ava
Combinations  22  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ira

Entry (3/3) 23  ira    
Part of speech  24  morphological form of aller
Explanations in Malagasy  25 matoanteny frantsay "aller": Il ira (Handeha izy) [3.1]

Anagrams  26 arỳ, àry, ary, irà, ira, 27 ray, 28 ria

Updated on 2026/10/06