|
|
|
|

Entry1  anava
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] ambany amin'ny rano
4  [1.78] [Sihanaka] any amin'ny alehan'ny rano
5  [1.13] ilazana ny mivalana avy eo amin'ny toerana iray
Explanations in French  6  [1.13] en aval
Examples  7  [2.508#] Ny tarika faharoa dia nidina ny sahan'i Sambirano, nijanona kely tao Sambirano anava dia niampita nankany Nosy Komba sy Nosy Be.
Vocabulary  8  Geography: (in general)
Root  9  ava
Antonyms  10  anadrea
Analogs  11  fivalanana
Proverbs  12  Proverbs containing the word anava

Anagrams  13  anava, avana

Updated on 2025/01/21