|
|
|
|

Entry1  iroa
Part of speech  2  pronoun
Explanations in Malagasy  3  Enti-manondro lavidavitra kely: Andeha mipetraka ambanin' iroa hazo iroa ~ Omeo azy iroa [1.1]
Explanations in English  4  That one far away (in sight) [1.7]
Explanations in French  5  Ce, celui-là, celle-là ; voilà: Iroa mihantona iroa ny satrokao (Voilà votre chapeau qui est suspendu) [1.3]
6  Celui-là, au loin (visible) [1.8]
Examples  7  Nangina iroa jiolahy. [2.895]
8  Iza iroa andrefan-trano? [2.131]
9  tapaho koa iroa hazo ngezabe [2.69]
10  Hitako avy eto, Ambohimanatrika iroa. [2.245]
Derivatives 
11  Pronouns :
Synonyms  12  iroakatra, iroana, irokatra, irokitra, irony
Compound words 
Tables and plates  14  All the pronouns
15  All the pronouns

Anagrams  16  ario, iroa, oria

Updated on 2023/08/11