Entry | 1 Ineny |
Root | 2 i |
Part of speech | 3 name (anthroponym) |
Vocabulary |
4 Forms of Address 5 Relationships: family |
Explanations in Malagasy |
6 Teny iantsoana ny reny na ny vehivavy lehibe mendri-panajana izay tokony ho renin' ny tena [1.1] |
Explanations in English |
7 mother. A familiar word used by children in speaking of their nurses, or mother, or by any one in addressing an elderly woman. [1.2] 8 mother [1.7] |
Explanations in French |
9 mère [1.3#280, 1.8] 10 maman 11 terme honorifique dont on se sert à l'égard des nourrices, des femmes âgées ou respectables [1.3#280] |
Examples |
12 Avy taiza hianareo mianaka, hoy ineny. [2.332] 13 Ny fahalalahany no nampitomany azy, ry ineny. [2.529] 14 Avia ange, manatona eto ineny malala, hoy Raozy. [2.499] |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word Ineny |
Tables and plates |
16 Full list |
Updated on 2020/07/31 |