Entry indreo (ireo (io))
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-manondro olona na zavatra maro izay toy ny atolotra na aseho: Indreo ny mpianatrao, hoy ny lehiben' ny sekoly tamin' ilay mpampianatra, dia lasa izy [1.1]
Explanations in English Behold! A plural form of indro. [1.2]
 There they are! plural of indro [1.7]
Explanations in French Pluriel de indro : les voilĂ ! [1.3]
 Les voilà! pluriel of indro [1.8]
Examples 
1Ary indreo koa ianareo mpanan-karena. [2.298]
2Indreo izy dimy lahy variana niresaka eo. [2.357]
3Indreo koa atsy, ny zandry mahaleo mahala-sana. [2.245]

Anagrams 

Updated on 2023/10/20