Entry |
anao
|
Part of speech | pronoun
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Ianao [1.78]
|
| Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao
raha atao teny fameno:
Mijery anao izy;
na raha atao milaza tompon-javatra:
Anao ve itỳ
trano amoron-dalana itỳ satroka itỳ? [1.1]
|
Explanations in English | Thee, thine, you, yours. Accusative and possessive case
of hianao. (Fiji angao.) [1.2]
|
| You (singular, as object); yours [1.7]
|
Explanations in French | Toi, te, à toi, à ton tour.
Tsy hanatona anao aho: je ne t'approcherai pas.
Anao ity antsipika ity: ce couteau est à toi.
Anao ny manamboatra io lalana io: c'est à toi à arranger ce chemin.
Anao ho anao izany: c'est votre affaire. [1.3]
|
| Te, toi. [1.5]
|
| Vous (singulier - objet); vôtre. [1.8]
|
| [Tanala]
Also Anô (pronom personnel complément - 2ème personne du singulier). 1. (sujet): tu, toi. 2. (complément): te, à toi.
Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés [1.6]
|
Explanations in Italian | Te Il tuo [1.18]
|
Compound words |
|
Compound words, titles, names |
|
Analogs |
ianao ~
-nao, -ao |
Tables and plates |
|
|