|
|
|
|

Entry1  ialahy
Part of speech  2  pronoun
Explanations in Malagasy  3  Ifanaovan' ny samy lehiahy tokana mitovy saranga: Taiza ialahy no tsy hitako and roany? (raha maro dia ampiana ny teny hoe isany: Ho aiza ialahy isany rahariva?) [1.1]
4  Fampiasa raha tezitra: Avereno hoe ny tenin' ialahy teo! [1.1]
5  Fampiasa ho fanambaniana na ho fanevatevana mihitsy roba olona tsy ao anatin' ny fianakaviana na efa misy fifankazarana: Inona izay ialahy no mba hifaninana amiko [1.1]
6  Fampiasa koa anefa indraindray ho fanajana raha olona ambony no miteny amina lehilahy nahavita zavatra. [1.1]
Explanations in English  7  Thou, you. Used only in familiar discourse by men, but never by an inferior to a superior except on special occasions of giving confidence. [1.2]
8  You (singular) used familiarly between men [1.7]
Explanations in French  9  Tu, toi. Ce mot usité entre les hommes seulement, indique la familiarité et parfois du mépris, et ne s'emploie que d'égal à égal ou de supérieur à inférieur. Il s'emploie quelquefois solennellement à l'égard du souverain, ou d'un grand personnage. -- Les femmes agées peuvent aussi l'employer en s'adressant aux garçons. [1.3]
10  Tu, toi (tutoiement entre hommes seulement) [1.5]
11  Tu, toi (singulier) s'emploie entre hommes [1.8]
Examples  12  Lehilahy ialahy otronin'ireny! [2.298#138]
13  Oviana ialahy no nivoaka tary? [2.4#]
14  Tena kamarady ialahy, hoy izy. [2.643#]
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Pronouns :
Compound words 
Tables and plates  19  All the pronouns
20  All the pronouns

Updated on 2023/08/11