Entry iadalana (adala)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [1.2]
Examples Inona no niadalanao amy ny toaka? (Quelle est la cause de votre passion pour le rhum?) [1.3]
Morphology 
Present : iadalana, iadalako, iadalanao, iadalany, iadalantsika, iadalanay, iadalanareo, iadalan', iadalan-, iadalam-, iadala-
Past : niadalana, niadalako, niadalanao, niadalany, niadalantsika, niadalanay, niadalanareo, niadalan', niadalan-, niadalam-, niadala-
Future : hiadalana, hiadalako, hiadalanao, hiadalany, hiadalantsika, hiadalanay, hiadalanareo, hiadalan', hiadalan-, hiadalam-, hiadala-
Imperative : iadalao

Anagrams 

Updated on 2023/01/20