|
|
|
|

Entry (1/2)1  horakoraka
Root  2  horaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian' ny vahoaka
5  Feon' ny sahona: Horakoraka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
Explanations in English  6  the cries of a crowd [1.7]
Explanations in French  7  les cris d'une foule [1.8]
Examples  8  Kotaba, horakoraka moa izao! [2.356]
9  Feno horakoraka sy tabataba ny tanàna. [2.117]
Derivatives 
10  Active verbs :
Synonyms  11  horaka

Entry (2/2)12  horakoraka
Root  13  horaka
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Names :
Synonyms  18  horaka

Anagrams  19  harakorako, harokaroka, horakoraka

Updated on 2022/09/13