|
|
|
|

Entry1  hono
Part of speech  2  participle
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Names :
Explanations in Malagasy  6  Teny atao eny afovoan' ny teny lazaina na mamarana azy ka enti-milaza fa mpamerina fotsiny izay voalaza ny tena ary tsy tompon' antoka amin' ny fahamarinany: Manavy, hono, Rakoto, ka tsy tonga niasa [1.1]
Explanations in English  7  they say [1.7]
Explanations in French  8  on dit [1.3, 1.8]
9  dit-on [1.3]
Examples  10  Iza avy, hono, no mba ory? [2.285]
11  dia gaga, hono, izy roa vavy. [2.293]
12  Avy any Arabia, hono, ny fiaviany. [2.117]
13  Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. [2.499]

Anagrams  14  hono, no ho, noho

Updated on 2020/07/31