|
|
|
|

Entry 1  homehy
Root  2 hehy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  14 [Antesaka+Bara] mihomehy [1.78]
15 Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana na koa fanesoana koa aza: Sahy homehy ahy ve ianao? ~ Tsy fanao ny homehy lavo
16 (Ankehitriny dia ny hoe mihomehy no fampiasa indrindra). [1.1]
Explanations in English  17 to laugh; to mock [1.7]
Explanations in French  18 rire; se moquer [1.8]
Examples  19  La teateany, la homehy, la teateny, tsy horofako zao! [2.606#]
20  tsy mahalala indrafo fa vao mainka koa faly sy homehy mahita an-dRakotomihanta mijaly sy miolanolana irery eo! [2.357#]
Combinations  21  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word homehy
Proverbs  22  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21