Entry fihomehy (homehy (hehy))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban' ny olona rehefa mihomehy: Mahatsikaiky ny fihomehin-dRangahy io fa mihovotrovotra ny tenany manontolo [1.1]
Examples Tonga fandatsan' ny mpifanakaiky aminay izahay, sady fihomehy amam-paneson' ny manodidina anay. [2.996]

Updated on 2023/01/20