|
|
|
|

Entry1  hazovato
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra
Explanations in French  4  [1.13] bois silicifié
Vocabulary  5  Geology
Elementary words  6  hazo, vato
Synonyms  7  vatoharana, vatohazo
Analogs  8  hazombato

Anagrams  9  hazovato, vatohazo

Updated on 2025/01/21