| Entry | 1 havitsiana |
| Root | 2 vitsy |
| Part of speech | 3 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
6 Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian' ny olon-dratsy amin' itỳ tanàna itỳ
[1.1] |
| Explanations in English |
7 smallness of number, fewness
[1.7] |
| Explanations in French |
8 le petit nombre, rareté
[1.8] |
| Examples |
9 Ny sisa tafajanona dia tsy tamana intsony noho ny havitsiana, ka dia nirenireny foana tany anaty ala tany;
[2.357#]
|
| Synonyms | 10 fahavitsiana |
| Anagrams | havitsiana, 11 tavihasina |
| Updated on 2026/04/22 |
|