|
|
|
|

Entry 1  ankavitsiana
Root  2 havitsiana
Part of speech  3  noun or adverb
Morphology 
4  Simple :
Explanations in Malagasy  5 Tsy betsaka, vitsy kely [1.1]
Explanations in French  6 en petit nombre
7 le petit nombre [1.3]
Examples  8  ary ankavitsiana hiany ny trano manara [2.48#800]
9  Mino izahay fa ankavitsiana no azo lazaina ho mpila handitra tamin' izy ireo. [2.285#]

Updated on 2026/04/19