|
|
|
|

Entry (1/2) 1  hatevenina
Root  2 tevina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in English  4 see matevina [1.2]

Entry (2/2) 5  hatevenina
Root  6 tevina
Part of speech  7  passive verb
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Explanations in Malagasy  12 Atao matevintevina kokoa: Hateveno ny lalotra fa manify loatra izy izany
13 Atao matetika kokoa, mifanety kokoa, asiana sosona: Tsy nohateveninareo ny ketsa ka jereo fa kely ny vary azo
14 Ampitomboina hasina: Hateveno, rankizy, ny anaran-drainareo [1.1]
Explanations in French  15 qu'on serre davantage, qu'on rend plus épais; (biens) qu'on augmente [1.3#701]
Other spellings  16 hatevezina

Updated on 2026/04/22