Entry haolohaolo (haolo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo
Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolohy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe Aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1]
Derivatives 
Synonyms haolo

Updated on 2020/07/31