|
|
|
|

Entry (1/2)1  haolo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo 4  Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1]
Explanations in English  5  wild, untamed, applied chiefly to wild cattle 6  easily soared, as birds frequently shot at [1.2]7  wild [1.7]
Explanations in French  8  sauvage [1.8]
Synonyms  9  haolohaolo
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word haolo

Entry (2/2)13  haolo
Part of speech  14  noun
Vocabulary  15  Tools
Explanations in Malagasy  16  Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra [1.1]

Anagrams  17  aholo, haolo, laoho, loaho

Updated on 2023/06/19