|
|
|
|

Entry1  handroina
Root  2  handro
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Masahina amin' ny afo, na tenehina izany na ampangotrahina: Efa nohandroinao ve ny vary?
5  (Manana endrika roa hafa izay samy fampiasa tsara io teny io:
6  1) ahandroina, izay nalaina avy amin' ny fifanahafan' endrika amin' ny matoanteny mpamari-toe-javatra ahandroana: Efa nahandroinao ve ny vary?
7  2) andrahoina, izay teny mifamadi-baninteny amin' ny ahandroina ihany (jer. Ahazoana sy azahoana): Efa nandrahoinao ve ny vary?
8  Marihina fa amin' izy telo ireo, dia ity farany no be mpampiasa indrindra) [1.1]
Explanations in English  9  ahandroina [1.2]
10  to be cooked [1.7]
Explanations in French  11  qu'on fait cuire ou bouillir [1.8]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Other spellings  16  ahandroina, andrahoina
Proverbs  17  Proverbs containing the word handroina

Anagrams  18  ahandrino, androhina, hainandro, handroina

Updated on 2023/01/20