|
|
|
|

Entry 1  ahandroina
Root  2 handro
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 jereo handroina [1.1]
Explanations in French  9 qu'on fait cuire ou bouillir [1.3]
Examples  10  ahandroina any amin' ny kilasimandry izay trondro azo nony hariva ho fanampin-daoka. [2.356#]
11  Misy roalahy no mpahandro, ka ao anatin' ny hena dia ahandroina ny atiny, ny trafony. [2.606#]
Other spellings  12 andrahoina, handroina
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  ahandroina, 14 Anahidrano, 15 andrahoina, 16 rahondiana

Updated on 2026/04/22