|
|
|
|

Entry1  hamoraina
Root  2  mora
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao tonga mora: Hamorao kely ny fanadinana amin' ito fa sarotra loatra isan-taona
5  Amboarina atao raharaham-pihavanana ifampiraharahana ankamorana: Soa ihany fa nohamoraina ny raharaha fa raha tsy izany mety ho lasa ady nifanaritaka mihitsy [1.1]
Explanations in English  6  to be made easy [1.7]
Explanations in French  7  qu'on rend facile [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  amohirana, anamariho, hamaroina, hamoraina, miroahana

Updated on 2023/01/20