| Explanations in Malagasy |
11 Tsy sarotra atao: Mora adika io lahateny io ~ Mora ny maniny fa sarotra ny manao
12 Kely vidy, tsy lafo: Mora ny vary rehefa fararano
13 Malemy fanahy, malemy paika, rainazy: Tsy hahita olona mora be ohatra azy ianao
14 Miadana: Mandehana mora fa ratsy ny lalana (matetika ny verindroa moramora no ampiasaina amin' io hevitra io)
15 Amin-kalemem-panahy, tsy mitratreva: Alaina mora no fakana ny ankizy, indrindra rehefa ilay sakasakan-jaza iny izy
16 Malaky: Mora tezitra, mora misafoaka ny mpampianatra anay
[1.1]
|