|
|
|
|

Entry1  hamamiana
Root  2  hamy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana [1.1]
Explanations in French  5  la douceur [1.3#211]
Examples  6  Nasiana feony izy ary mbola tsy lany hamamiana hatramin' izao. [2.285#]
7  hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. [2.470#]
8  Ka angaha hiala tsiny izahay, hiafana(ii5) ny amin' ny momba fandraisanareo io izay tsy laninay hamamiana toa sakafo manitra an-tranon' andriana izany, telina tsy hainay ritina hasina. [2.245#]
Synonyms  9  hamamy#mg.n
Proverbs  10  Proverbs containing the word hamamiana

Anagrams  11  hamamiana, mahamaina

Updated on 2024/01/29