Entry | 1 hafotope |
Elementary words | 2 hatra, fototra, fe |
Part of speech | 3 adverb |
Explanations in Malagasy |
4 Hatreo amin' ny fotope ny halaliny: Izay rano hafotope ve dia hahafaty an-drano? [1.1] 5 eto amin' ny ravim-body [2.415] |
Explanations in English |
6 up to the thighs. [1.2] 7 hip deep, hip high [1.7] |
Explanations in French |
8 Il y a de l' eau jusqu' au haut de la cuisse, jusqu'aux fesses [2.415#6657] 9 jusqu'aux hanches [1.8] |
Examples |
10 fa nitsoaka Ibonia, ka nasiany kosa Iraivato ka latsaka hafotopeny, ka nitsoaka indray Raivato, ka natontony kosa indray Ibonia ka latsaka hahelika. [2.69] |
Vocabulary |
11 Space |
Tables and plates |
12 All the adverbs |
Updated on 2024/08/13 |