|
|
|
|

Entry1  hadalana
Root  2  adala
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  tsy fisiantsaina hieritreritra sy sitrapo hisafidy; aretin-tsaina: tazonina ao an-trano izy fa mihetsika ny hadalany
5  hakelezan-tsaina: aza kapohina re izy, fa fantatrao ihany ny hadalan' ny ankizy
6  zavatra atao tsy am-pieritreretana, fivarinana amin' ny toetra ratsy: nanao hadalana tany indray rakoto ka nosamborin' ny polisy
7  manary ilo mby an-doha; voninahitra an-tsobika ka atao ampatambary [1.1]
Explanations in English  8  foolishness [1.2]
Explanations in French  9  La folie, la sottise, l'imbécilité [1.3]
Synonyms  10  fahadalàna
Proverbs  11  Proverbs containing the word hadalana

Updated on 2023/01/20