|
|
|
|

Entry habe (be)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra na olona lehibe, halehibe, hangeza: Ny haben' ny volana [1.1]
Explanations in French Grandeur [1.13]
  [Vezo] Ampleur, grandeur, volume [1.68]
Examples 
1Ty habeñe la ie riake io (Sa superficie est comme celle de la mer) [1.68]
2Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [2.471]

Updated on 2023/08/11