Entry | 1 gejana (geja) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Fatorana mafy: Gejao ity kofehy 4 Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany 5 Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy 6 Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra [1.1] |
Explanations in English |
7 same as geHEzina [1.2] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 gehezina |
Other spellings | 13 gejaina |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word gejana |
Anagrams | 15 angeja, gejana |
Updated on 2023/01/20 |